
QUI SUIS-JE ?
Paragraphe. Cliquez ici pour ajouter votre propre texte. Cliquez sur "Modifier Texte" ou double-cliquez ici pour ajouter votre contenu et personnaliser les polices.
Ny voalohanteniko dia faly miarahaba antsika tsirairay avy tonga eto aminizao trano lay izao dia manonona ny fiadanan'i Jesosy Kristy amintsika koa ny tenako.
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany, raha afaka nanokatra izao trano lay izao ho fanomezamboninahitra ny Anarany,satria mpanompo tsy mahasoa fa manao izay ampanirahina ahy fotsiny ihany.
Tamin'ny taona 2004 no nanolorako tena ho an'i Jesosy Kristy sy nanaiky hanaradia azy ka ny fitiavany no manery ahy ankehitriny,ar koa ny izarako aminareo ny hetaheta izay nataony tato anatiko dia hohitanareo miandalana eto hatrany ny zavatra izay ho ataony.
Izaho dia teraka t@ 1978 tao amin'ny Fokontany Ankorona,Firaisana Alarobia/Ambatomanga ka mangetaheta ny mba hanampy ireo olona ao anatiny fahasahiranana satria izany no nanirahiny ahy ka manomboka aho ankehitriny @ kely izay omeny ahy fa ny teny fampanantenana azoko dia ao @Joba toko faha-8 And.faha-7,milaza hoé:KA NA DIA KELY INDRINDRA AZA NO NIANDOHANAO,DIA HO LEHIBE INDRINDRA NO HIAFARANAO.
Mino aho ary aminy finoana tanteraka sy aminy fanetretena no anombohako izany.Amen
Mbola hitohy.......
